Isaia 65:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hanao trano ny olona ka honina ao,+ ary hanao tanimboaloboka ka hihinana ny vokatra avy amin’izany.+ Jeremia 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ‘Manorena trano ka mipetraha ao. Manaova tanimboly ka hano ny vokatra avy aminy.+
21 Hanao trano ny olona ka honina ao,+ ary hanao tanimboaloboka ka hihinana ny vokatra avy amin’izany.+