Salamo 55:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy fahavalo no nanao tsinontsinona ahy,+Fa raha izany, dia ho zakako ihany.Ary tsy olona nankahala mafy ahy no nirehareha hanohitra ahy,+Fa raha izany, dia ho niafina azy aho.+
12 Tsy fahavalo no nanao tsinontsinona ahy,+Fa raha izany, dia ho zakako ihany.Ary tsy olona nankahala mafy ahy no nirehareha hanohitra ahy,+Fa raha izany, dia ho niafina azy aho.+