FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Moa ve izany tsy notehirizina atỳ amiko,

      Sady nasiana tombo-kase ao amin’ny trano fitehirizako harena?+

  • Jeremia 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Na dia hisasa aza ianao ka hampiasa sirahazo sy savony+ be dia be, dia ho toy ny tasy eo anatrehako ny fahadisoanao’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara