Salamo 34:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy,+Mba tsy hotsarovana etỳ an-tany intsony ireny.+ Isaia 65:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hany sisa ho tavela avy aminareo dia ny anaranareo izay hampiasain’ny olom-boafidiko rehefa mianiana* izy. Ary hamono anareo tsirairay i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ Fa ny mpanompony kosa hantsoiny amin’ny anarana hafa.+
16 Ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy,+Mba tsy hotsarovana etỳ an-tany intsony ireny.+
15 Ny hany sisa ho tavela avy aminareo dia ny anaranareo izay hampiasain’ny olom-boafidiko rehefa mianiana* izy. Ary hamono anareo tsirairay i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ Fa ny mpanompony kosa hantsoiny amin’ny anarana hafa.+