Deoteronomia 28:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo+ ary hanenjika anao ka hahatratra anao mandra-pahalany ringana anao,+ satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tsy nitandrina ny didiny sy ny lalàny izay nandidiany anao.+ Ohabolana 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Afa-po amin’ny vokatry ny ataony+ ny olona tsy manam-pinoana, ary afa-po amin’ny vokatry ny asany ny olona tsara toetra.+ Ezekiela 35:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Koa raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hanenjika anao ny ra nalatsakao,+ satria efa nomaniko ho amin’ny fandatsahan-dra ianao. Ra no nankahalainao, ka ra no hanenjika anao.+
45 “Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo+ ary hanenjika anao ka hahatratra anao mandra-pahalany ringana anao,+ satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tsy nitandrina ny didiny sy ny lalàny izay nandidiany anao.+
14 Afa-po amin’ny vokatry ny ataony+ ny olona tsy manam-pinoana, ary afa-po amin’ny vokatry ny asany ny olona tsara toetra.+
6 “‘Koa raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hanenjika anao ny ra nalatsakao,+ satria efa nomaniko ho amin’ny fandatsahan-dra ianao. Ra no nankahalainao, ka ra no hanenjika anao.+