Salamo 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Matahora an’i Jehovah, ry olony masina,+Fa tsy ho ory na inona na inona izay matahotra azy.+ Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+ Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+