11 Nalain’i Hamana ilay akanjo+ ka nampanaoviny an’i Mordekay,+ ary nalainy koa ilay soavaly. Dia nampitaingeniny an’ilay soavaly i Mordekay, ka nentiny teny amin’ny tany malalaky+ ny tanàna. Ary niantsoantso teo alohany izy+ hoe: “Izao no atao amin’ny lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra.”+