2 Tesalonianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+ Apokalypsy 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nilaza tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ ka afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+
9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+
16 Ary nilaza tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ ka afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+