Salamo 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+ Salamo 116:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny anaran’i Jehovah anefa no nantsoiko, ka hoy aho:+“Jehovah ô, vonjeo ny aiko!”+
6 Niantso an’i Jehovah foana aho, tao anatin’ny fahoriako.Ilay Andriamanitro no nilako vonjy.+Tao an-tempoliny izy no nandre ny feoko,+Ary ren’ny sofiny aho rehefa niantso vonjy.+