Salamo 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mialà amin’ny ratsy ka manaova ny tsara.+Mitadiava fihavanana ka tandrovy izany.+ Matio 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Sambatra ny mpampihavana,+ fa izy no hantsoina hoe ‘zanak’Andriamanitra.’+ Hebreo 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olon-drehetra,+ ary katsaho ilay fahamasinana,+ izay tsy maintsy ananana mba hahitana ny Tompo.+ 1 Petera 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka izy hiala amin’ny ratsy+ ka hanao ny tsara, ary hitady fihavanana ka hitandro izany.+
14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olon-drehetra,+ ary katsaho ilay fahamasinana,+ izay tsy maintsy ananana mba hahitana ny Tompo.+