FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mibanjina an’i Jehovah foana ny masoko,+

      Fa izy no manafaka ny tongotro tsy ho azon’ny harato.+

  • Salamo 121:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 121 Hanopy ny masoko eny amin’ny tendrombohitra+ aho.

      Avy aiza no hahazoako fanampiana?+

  • Salamo 141:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ianao anefa no andrandrain’ny masoko,+ Jehovah Tompo Fara Tampony+ ô!

      Ianao no ialofako.+

      Aza avela ho tapitra ny aiko.+

  • Lioka 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara