Salamo 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hihomehy fotsiny anefa Ilay mipetraka any an-danitra.+Eny, haneso azy ireo i Jehovah.+ Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona. Salamo 115:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Any an-danitra anefa ny Andriamanitray,+Ary izay rehetra mahafinaritra azy, dia ataony.+ Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+Ny masony mijery, eny, ny masony mandinika+ ny zanak’olombelona.