Nehemia 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika? Rava ilay tanàna+ misy ny fasan-drazako,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika? Rava ilay tanàna+ misy ny fasan-drazako,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+