1 Mpanjaka 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona. Asan’ny Apostoly 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niverina+ tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* ny elanelany.+
7 Tamin’izay i Solomona no nanorina toerana avo+ teo amin’ilay tendrombohitra+ nanandrify+ an’i Jerosalema, ho an’i Kemosy,+ zava-maharikoriko+ notompoin’i Moaba, sy ho an’i Moleka, zava-maharikoriko notompoin’ny taranak’i Amona.
12 Dia niverina+ tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* ny elanelany.+