Ohabolana 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ankino amin’i Jehovah+ ny asanao, dia hahomby izay kasainao.+ Isaia 62:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nanendry mpitily+ ho eny ambonin’ny mandanao aho, ry Jerosalema ô! Aoka izy ireo tsy hangina mihitsy, na andro na alina.+ “Aoka tsy hangina mihitsy ianareo+ izay miresaka momba an’i Jehovah,+ Jeremia 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manangàna tsato-kazo famantarana+ satria hotafihina ny mandan’i Babylona. Hamafiso ny fiambenana.+ Apetraho amin’ny toerany ireo mpitily. Ataovy vonona ireo mpanafika efa miafina.+ Fa sady efa nikasa i Jehovah no hanatanteraka an’izay nolazainy momba ny hamelezana ny mponin’i Babylona.”+ Ezekiela 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, miresaha amin’ny zanaky ny firenenao,+ ka lazao aminy hoe: “‘Raha asiako amin’ny sabatra ny tany iray,+ ary mifanaraka ny mponin’ilay tany hoe hifantina lehilahy iray ka hanendry azy ho mpitily,+
6 Efa nanendry mpitily+ ho eny ambonin’ny mandanao aho, ry Jerosalema ô! Aoka izy ireo tsy hangina mihitsy, na andro na alina.+ “Aoka tsy hangina mihitsy ianareo+ izay miresaka momba an’i Jehovah,+
12 Manangàna tsato-kazo famantarana+ satria hotafihina ny mandan’i Babylona. Hamafiso ny fiambenana.+ Apetraho amin’ny toerany ireo mpitily. Ataovy vonona ireo mpanafika efa miafina.+ Fa sady efa nikasa i Jehovah no hanatanteraka an’izay nolazainy momba ny hamelezana ny mponin’i Babylona.”+
2 “Ry zanak’olona, miresaha amin’ny zanaky ny firenenao,+ ka lazao aminy hoe: “‘Raha asiako amin’ny sabatra ny tany iray,+ ary mifanaraka ny mponin’ilay tany hoe hifantina lehilahy iray ka hanendry azy ho mpitily,+