Genesisy 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary mbola hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ ary koa ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany*+ ireny. Joba 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niteraka fito lahy sy telo vavy izy,+ Joba 42:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nanan-janakalahy fito sy zanakavavy telo koa izy.+
23 Ary mbola hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ ary koa ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany*+ ireny.