Salamo 35:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo faly amin’ny fahavoazako.+Aoka hitafy henatra+ sy fahafaham-baraka ireo mirehareha manohitra ahy.+ Salamo 109:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aoka hitafy henatra ireo manohitra ahy,+Ary aoka handrakotra ny vatany toy ny akanjo ivelany ny fahafaham-baraka.+
26 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+Ireo faly amin’ny fahavoazako.+Aoka hitafy henatra+ sy fahafaham-baraka ireo mirehareha manohitra ahy.+
29 Aoka hitafy henatra ireo manohitra ahy,+Ary aoka handrakotra ny vatany toy ny akanjo ivelany ny fahafaham-baraka.+