Salamo 113:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 113 Miderà an’i Jah!+Manaova fiderana, ry mpanompon’i Jehovah.+Derao ny anaran’i Jehovah.+ Apokalypsy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy feo koa nivoaka avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Derao mandrakariva ilay Andriamanitsika, ry mpanompony+ rehetra izay matahotra azy, na kely na lehibe.”+
5 Nisy feo koa nivoaka avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Derao mandrakariva ilay Andriamanitsika, ry mpanompony+ rehetra izay matahotra azy, na kely na lehibe.”+