-
Nomery 32:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Koa nomen’i Mosesy ho an’ny taranak’i Gada+ sy ny taranak’i Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ zanak’i Josefa ny fanjakan’i Sihona+ mpanjakan’ny Amorita sy ny fanjakan’i Oga+ mpanjakan’i Basana, dia ny tany ao amin’ireo tanàna izay ao amin’ireo faritra ireo, ary ny tanàna any amin’ireo faritra manodidina.
-
-
Josoa 12:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nandresy mpanjaka ny zanak’Israely, ka naka ny tanin’izy ireo teny ampitan’ny Reniranon’i Jordana manandrify ny fiposahan’ny masoandro,+ hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona+ ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hermona,+ sy Araba+ manontolo manandrify ny fiposahan’ny masoandro. Ireto avy izany mpanjaka izany:
-