FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Eny, izaho Ilay miteny amin’ny rano lalina hoe: ‘Aoka ianao ho maina ka ho lasa etona, ary hataoko ritra ny reniranonao rehetra’,+

  • Jeremia 50:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Voa mafy ny rano ao aminy ka ritra,+ fa tany feno sary sokitra izy.+ Manao hadalana foana ny mpivavaka amin’ireny satria mahita fahitana mampahatahotra.

  • Jeremia 51:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Hifarana hatreo ny aminao, ry vehivavy monina eo amin’ny rano maro+ sady manankarem-be.+ Tapitra hatreo+ ny fitadiavanao tombony.+

  • Jeremia 51:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 lasan’ny fahavalo ireo toerana fiampitana rano,+ nodorany ireo lakan-jozoro, ary very hevitra ireo lehilahy mpiady.”+

  • Ezekiela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahatelopolo, dia nisokatra ny lanitra+ ka nahazo fahitana avy tamin’Andriamanitra aho,+ tamin’izaho teo amin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+

  • Daniela 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tamin’ny andro fahefatra amby roapolon’ny volana voalohany, raha mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Hidekela+ aho,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara