Salamo 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy misy hery intsony ato amiko, fa maina toy ny silaka vilany tany aho.+Miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako,+Ary eo amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.+ Ezekiela 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hataoko miraikitra amin’ny lanilaninao ny lelanao+ ka ho moana tokoa ianao.+ Ary amin’izy ireo, dia tsy ho mpananatra azy ianao,+ satria taranaka mpikomy+ izy.
15 Tsy misy hery intsony ato amiko, fa maina toy ny silaka vilany tany aho.+Miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako,+Ary eo amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.+
26 Hataoko miraikitra amin’ny lanilaninao ny lelanao+ ka ho moana tokoa ianao.+ Ary amin’izy ireo, dia tsy ho mpananatra azy ianao,+ satria taranaka mpikomy+ izy.