FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Obadia 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hanarona anao ny henatra,+ ary ho ringana mandrakizay ianao,+ noho ny herisetra nihatra tamin’i Jakoba rahalahinao.+

  • Obadia 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Tsy tokony ho finaritra nitazana ianao, tamin’ny andro nahitan’ny rahalahinao fahavoazana.+ Tsy tokony ho nifaly ianao, tamin’ny andro nandringanana ny taranak’i Joda.+ Ary tsy tokony ho be vava ianao, tamin’ny andro fahoriany.

  • Mika 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hisy firenena maro hangonina hamely anao, dia ireo manao hoe: ‘Aoka izy holotoina, ary aoka ny masontsika ho faly mijery izay manjo an’i Ziona.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara