Joba 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny tananao no namolavola ahy ka nanao ahy,+Eny, nanao ny tenako manontolo, nefa holevoninao aho izao. Joba 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiantso ianao, dia hamaly anao aho,+Satria haniry mafy hahita ny asan’ny tananao ianao. Salamo 71:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Andriamanitra ô, aza mahafoy ahy, mandra-pahantitro sy mandra-pahafotsin’ny voloko,+Mandra-pilazako amin’ny taranaka manaraka fa mahery ny sandrinao,+Ary mandra-pilazako amin’ny taranaka ho avy rehetra ny fahatanjahanao.+ 1 Petera 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+
8 Ny tananao no namolavola ahy ka nanao ahy,+Eny, nanao ny tenako manontolo, nefa holevoninao aho izao.
18 Andriamanitra ô, aza mahafoy ahy, mandra-pahantitro sy mandra-pahafotsin’ny voloko,+Mandra-pilazako amin’ny taranaka manaraka fa mahery ny sandrinao,+Ary mandra-pilazako amin’ny taranaka ho avy rehetra ny fahatanjahanao.+
19 Koa aoka àry ireo mijaly noho ny fanaovana ny sitrapon’Andriamanitra hanankina foana ny fiainany amin’ilay Mpamorona mendri-pitokisana, eo am-panaovan’izy ireo ny tsara.+