Genesisy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+ Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Salamo 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataonao toy ny lafaoro mirehitra ireny amin’ny fotoana voatondro hisehoanao.+Hatelin’i Jehovah ao anatin’ny fahatezerany ireny, ary ho levon’ny afo.+
24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
9 Hataonao toy ny lafaoro mirehitra ireny amin’ny fotoana voatondro hisehoanao.+Hatelin’i Jehovah ao anatin’ny fahatezerany ireny, ary ho levon’ny afo.+