Jakoba 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha misy olona mihevi-tena ho mpivavaka+ nefa tsy manisy lamboridy ny lelany,+ fa mbola mamitaka ny fony ihany izy,+ dia zava-poana ny fivavahana arahin’izany olona izany.+ Jakoba 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manao fahadisoana* imbetsaka mantsy isika rehetra.+ Raha misy tsy manao fahadisoana amin’izay lazainy,+ dia izy no olona lavorary,+ mahafehy ny tenany manontolo koa.
26 Raha misy olona mihevi-tena ho mpivavaka+ nefa tsy manisy lamboridy ny lelany,+ fa mbola mamitaka ny fony ihany izy,+ dia zava-poana ny fivavahana arahin’izany olona izany.+
2 Manao fahadisoana* imbetsaka mantsy isika rehetra.+ Raha misy tsy manao fahadisoana amin’izay lazainy,+ dia izy no olona lavorary,+ mahafehy ny tenany manontolo koa.