Salamo 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+ Ohabolana 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+ dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+
8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+