Salamo 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+ Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
18 Ka hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny torotoro fo,+Mba tsy hampangovitra ny hafa intsony ny olombelona mety maty, eny, ny olona etỳ an-tany.+
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+