Salamo 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra ny firenena manana an’i Jehovah ho Andriamaniny,+Sy ny vahoaka nofidiny ho lovany.+ Salamo 46:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela. Salamo 144:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sambatra ny olona mahomby toy izany!”Sambatra ny olona manana an’i Jehovah ho Andriamaniny!+ Jeremia 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotahina kosa izay olona matoky an’i Jehovah sy mametraka ny fitokisany amin’i Jehovah.+
7 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela.