Joba 38:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Iza no manomana ny sakafon’ny goaika,+Rehefa miantso vonjy amin’Andriamanitra ny zanany kely,Ka mirenireny fa tsy manan-kohanina? Lioka 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Diniho tsara ange ny goaika+ e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, kanefa Andriamanitra mamelona azy. Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+
41 Iza no manomana ny sakafon’ny goaika,+Rehefa miantso vonjy amin’Andriamanitra ny zanany kely,Ka mirenireny fa tsy manan-kohanina?
24 Diniho tsara ange ny goaika+ e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, kanefa Andriamanitra mamelona azy. Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+