FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 tany misy varimbazaha sy vary orza sy voaloboka sy aviavy sy ampongabendanitra+ sy oliva fanaovana menaka, ary tany misy tantely.+

  • Deoteronomia 32:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nanome azy dibera vita tamin’ny rononon’omby izy, ary koa rononon’ny ondry aman’osy,+

      Sy tavin’ondrilahy,

      Sy ondrilahy avy any Basana, ary osilahy+

      Mbamin’ny varimbazaha faran’izay tsara.+

      Ary ny ran’ny voaloboka no divay+ nosotroinao foana.

  • Salamo 81:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Homeko varimbazaha faran’izay tsara* ny oloko mba hohaniny,+

      Ary hataoko voky tantely+ avy ao amin’ny harambato izy ireo.”

  • Salamo 132:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Handrotsahako fitahiana tokoa ny tahirin-tsakafo ao.+

      Ary hataoko voky hanina ny mahantra+ ao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara