Joba 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hoy izy amin’ny lanezy: ‘Milatsaha eny ambonin’ny tany.’+Ary izany koa no lazainy amin’ny oram-be sy ny oram-batravatra.+ Salamo 148:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ianareo afo sy havandra, lanezy sy setroka matevina,+Ianareo rivo-mahery izay manatanteraka ny teniny,+
6 Fa hoy izy amin’ny lanezy: ‘Milatsaha eny ambonin’ny tany.’+Ary izany koa no lazainy amin’ny oram-be sy ny oram-batravatra.+
8 Ianareo afo sy havandra, lanezy sy setroka matevina,+Ianareo rivo-mahery izay manatanteraka ny teniny,+