Genesisy 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nanomboka nanao ireo zavatra roa lehibe manome hazavana Andriamanitra, ka ilay lehibe kokoa hanjaka amin’ny andro, ary ilay kely kokoa hanjaka amin’ny alina, ary nanao ny kintana koa izy.+ Salamo 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny lanitra manambara ny voninahitr’Andriamanitra,+Ary ny habakabaka milaza ny asan’ny tanany.+ Salamo 136:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny masoandro hanjaka amin’ny andro:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+
16 Ary nanomboka nanao ireo zavatra roa lehibe manome hazavana Andriamanitra, ka ilay lehibe kokoa hanjaka amin’ny andro, ary ilay kely kokoa hanjaka amin’ny alina, ary nanao ny kintana koa izy.+