Salamo 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsangana ny mpanjakan’ny tany,+Ary mivondrona ny manam-pahefana,+Mba hanohitra an’i Jehovah+ sy ilay voahosony,+ Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
2 Mitsangana ny mpanjakan’ny tany,+Ary mivondrona ny manam-pahefana,+Mba hanohitra an’i Jehovah+ sy ilay voahosony,+ Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?