Salamo 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ataovy miavaka ny fanehoanao hatsaram-panahy,+ ry Mpamonjy an’izay mitady fialofanaMba tsy ho azon’ny mpikomy, dia ireo mikomy amin’ny tananao ankavanana.+
7 Ataovy miavaka ny fanehoanao hatsaram-panahy,+ ry Mpamonjy an’izay mitady fialofanaMba tsy ho azon’ny mpikomy, dia ireo mikomy amin’ny tananao ankavanana.+