Salamo 89:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,+Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny andron’ny lanitra.+ Salamo 91:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hataoko ela velona izy ka ho afa-po amin’izany,+Ary hataoko izay hahazoany famonjena avy amiko.+
29 Hataoko maharitra mandrakizay ny taranany,+Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny andron’ny lanitra.+