Joba 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tonga alohan’ny sakafoko ny sentoko,+Ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako.+ Salamo 38:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rera-po aho, ary kivy tanteraka.Mitaraindraina aho noho ny fitolokon’ny foko.+
24 Fa tonga alohan’ny sakafoko ny sentoko,+Ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako.+ Salamo 38:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rera-po aho, ary kivy tanteraka.Mitaraindraina aho noho ny fitolokon’ny foko.+