Salamo 57:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eo anivon’ny liona aho,+Ary voatery mandry eo anivon’ny mpandrapaka olona, eny, eo anivon’ny zanak’olombelona,Izay manana nify toy ny lefona sy toy ny zana-tsipìka,+Ary toy ny sabatra maranitra ny lelany.+ 1 Petera 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+
4 Eo anivon’ny liona aho,+Ary voatery mandry eo anivon’ny mpandrapaka olona, eny, eo anivon’ny zanak’olombelona,Izay manana nify toy ny lefona sy toy ny zana-tsipìka,+Ary toy ny sabatra maranitra ny lelany.+
8 Aoka ianareo hisaina tsara sy hiambina,+ satria ny Devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona, mitady olona harapaka.+