FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 59:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Miverina foana izy ireo rehefa harivariva.+

      Mivovò hoatran’ny alika+ izy ireo ary mandeha manodidina ny tanàna.+

  • Lioka 22:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Ary nanao an’i Jesosy ho fihomehezana+ sy nikapoka+ azy ny olona niambina azy.+

  • Filipianina 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mitandrema amin’ny alika,*+ mitandrema amin’ireo manimba ny hafa, mitandrema amin’ireo manapaka ny nofo.*+

  • Apokalypsy 22:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara