24 Nifampiresaka izy ireo hoe: “Aleo tsy horovitintsika ity, fa andao isika hanao antsapaka hahitana izay hahazo azy.” Izany dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina manao hoe: “Nifampizaran’izy ireo ny fitafiako, ary nanaovany antsapaka ny akanjoko.”+ Ary izany tokoa no nataon’ny miaramila.