Salamo 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hihinana ny mpandefitra ka ho voky,+Ary hidera an’i Jehovah ireo mitady Azy.+Hitepo* mandrakizay anie ny fonareo!+ Salamo 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+
26 Hihinana ny mpandefitra ka ho voky,+Ary hidera an’i Jehovah ireo mitady Azy.+Hitepo* mandrakizay anie ny fonareo!+
19 Lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+ izay tehirizinao ho an’ireo matahotra anao,+Sady asehonao amin’ireo mialoka aminao,Eny, asehonao eo anatrehan’ny zanak’olombelona.+