Deoteronomia 33:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hantsoin’izy ireo ho any an-tendrombohitra ny vahoaka,Ka any no hanaovan’izy ireo sorona atolotra amim-pahamarinana.+Fa hitsentsitra ny harem-ben’ny ranomasina+Mbamin’ny harena miafina ao amin’ny fasika izy ireo.” Salamo 51:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Amin’izay ianao dia ho finaritra amin’ny sorona atolotra amim-pahamarinana,+Sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra manontolo.+Amin’izay koa dia hisy ombilahy hatolotra eo amin’ny alitaranao.+
19 Hantsoin’izy ireo ho any an-tendrombohitra ny vahoaka,Ka any no hanaovan’izy ireo sorona atolotra amim-pahamarinana.+Fa hitsentsitra ny harem-ben’ny ranomasina+Mbamin’ny harena miafina ao amin’ny fasika izy ireo.”
19 Amin’izay ianao dia ho finaritra amin’ny sorona atolotra amim-pahamarinana,+Sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra manontolo.+Amin’izay koa dia hisy ombilahy hatolotra eo amin’ny alitaranao.+