Salamo 68:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hisaorana anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Eny, ilay Andriamanitry ny famonjena antsika!+ Sela. Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ Titosy 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 tsy hangalatra,+ fa ho mendri-pitokisana tanteraka+ kosa. Amin’izay izy dia toy ny hoe mandravaka ny fampianaran’Andriamanitra Mpamonjy antsika,+ amin’ny zava-drehetra.
19 Hisaorana anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Eny, ilay Andriamanitry ny famonjena antsika!+ Sela.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
10 tsy hangalatra,+ fa ho mendri-pitokisana tanteraka+ kosa. Amin’izay izy dia toy ny hoe mandravaka ny fampianaran’Andriamanitra Mpamonjy antsika,+ amin’ny zava-drehetra.