FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izany no antony ilazako aminareo hoe: Hesorina aminareo ny fanjakan’Andriamanitra ka izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay fanjakana no homena azy.+

  • Filipianina 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy hoe mitady fatratra ny hahazo fanomezana aho akory,+ fa mitady fatratra ny vokatra izay mampitombo ny kaonty anananareo kosa.

  • Apokalypsy 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 teo afovoan’ny lalamben’ilay tanàna. Ary nisy hazon’aina+ mamoa indroa ambin’ny folo sady namoa isam-bolana, teo amin’ny andaniny roa amin’ilay renirano.+ Ary ny ravin’ireo hazo dia ho fanasitranana ny firenena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara