Salamo 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, aoka tsy hitsanga-menatra aho satria miantso anao.+Fa aoka kosa ny ratsy fanahy hitsanga-menatra.+Aoka hangina ao amin’ny Fasana* ireny.+ Salamo 71:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+
17 Jehovah ô, aoka tsy hitsanga-menatra aho satria miantso anao.+Fa aoka kosa ny ratsy fanahy hitsanga-menatra.+Aoka hangina ao amin’ny Fasana* ireny.+
13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+