Salamo 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitro ô, miantso anao foana aho amin’ny antoandro nefa tsy mamaly ianao,+Ary miantso koa aho amin’ny alina, ka tsy mangina mihitsy ny vavako.+
2 Andriamanitro ô, miantso anao foana aho amin’ny antoandro nefa tsy mamaly ianao,+Ary miantso koa aho amin’ny alina, ka tsy mangina mihitsy ny vavako.+