Genesisy 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Jehovah: “Hafeniko amin’i Abrahama ve izay hataoko?+ Ohabolana 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+ Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+ Jaona 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+
32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony, raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+