Salamo 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hitsotsotra aho ka hatory,Ary hifoha aho, satria manampy ahy foana i Jehovah.+ Ohabolana 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba hatahotra ianao rehefa matory,+ eny, hatory tokoa ianao ka ho mamy ny torimasonao.+