Ohabolana 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry,+ fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.+ Jeremia 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy miara-mipetraka amin’ireo mpinamana be vazivazy+ aho, ary tsy mba mifalifaly.+ Mipetraka irery kosa aho noho ny tananao,+ satria hafatra fanamelohana no nankininao tamiko.+
17 Tsy miara-mipetraka amin’ireo mpinamana be vazivazy+ aho, ary tsy mba mifalifaly.+ Mipetraka irery kosa aho noho ny tananao,+ satria hafatra fanamelohana no nankininao tamiko.+