1 Tantara 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+ Salamo 96:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,+Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+ Habakoka 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tonga avy any Temana Andriamanitra, ary avy any amin’ny Tendrombohitra Parana Ilay Masina.+ Sela.+ Nanarona ny lanitra ny voninahiny,+ ary nanenika ny tany ny fiderana azy.+
28 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+
7 Ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah, ry fokom-pirenena,+Eny, ekeo fa be voninahitra sy mahery i Jehovah.+
3 Tonga avy any Temana Andriamanitra, ary avy any amin’ny Tendrombohitra Parana Ilay Masina.+ Sela.+ Nanarona ny lanitra ny voninahiny,+ ary nanenika ny tany ny fiderana azy.+