Salamo 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Vonjeo ny vahoakanao, ary tahio ny lovanao.+Aoka ianao ho mpiandry azy ka hitondra azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Isaia 40:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Omeny hery ny reraka,+ ary ataony matanjaka be ny tsy manan-kery.+
9 Vonjeo ny vahoakanao, ary tahio ny lovanao.+Aoka ianao ho mpiandry azy ka hitondra azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.+